Tonga soa iha !!!
Nampidirin'i mmmhh | 11 Mey, 2009Mahafinaritra ahy ny mamaky ny blaogin'ny namana ato @ serasera, de mba namorona koa ny tenanay, nefa toa tsy haiko akory ny mampiasa azy??? hi hih ihihi
Haiko miandalana eny foana io e,
Mahafinaritra ahy ny mamaky ny blaogin'ny namana ato @ serasera, de mba namorona koa ny tenanay, nefa toa tsy haiko akory ny mampiasa azy??? hi hih ihihi
Haiko miandalana eny foana io e,
faly koa izahay mandray anao ô!
Nampidirin'i Tokinao 11 Mey 2009, 23:52Atomboy àry ny lalao e :)